bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 1 › Bokin'i Daniela 1:16
Bokin'i Daniela 1:16
Dia najanon’ ilay mpiadidy ny anjara-haniny sy ny divay hosotroiny, ka hanin-kotrana no nomeny azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thus Melzar took away the portion of their meat, and the wine that they should drink; and gave them pulse.
In Context
15Ary nony tapitra ny hafoloana, dia hita fa mandimandina sy matavy aza ny tarehiny noho ny an’ ny zatovo rehetra izay nihinana anjara avy tamin’ ny hanin’ ny mpanjaka.
17Ary ireo zatovo efa-dahy ireo dia nomen’ Andriamanitra fahalalana sy saina ny amin’ ny taratasy sy ny fahendrena rehetra; ary Daniela nahafantatra ny amin’ ny fahitana sy ny nofy rehetra.
Read all of Bokin'i Daniela 1
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Daniela 1:16