Bokin'i Daniela 2:13
Ary navoaka ny didy nampamono ny olon-kendry; ary Daniela sy ny namany koa mba notadiaviny hovonoina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Psalms 94:20Hikambana aminao va ny seza fiandrianan’ ny ratsy, Izay misaina fampahoriana manohitra ny lalàna?
Isaiah 10:1Lozan’ izay mamorona fikasana tsy marina sy izay mpanoratra manoratra fampahoriana,
Daniel 6:9Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna, ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalàn’ ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.