The Bible Software
bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 2 › Bokin'i Daniela 2:15

Bokin'i Daniela 2:15

eny, namaly izy ka nanao tamin’ i Arioka, lehibe voatendrin’ ny mpanjaka, hoe: Nahoana no dia mafy toy izany ny teny avy amin’ ny mpanjaka? Dia nambaran’ i Arioka tamin’ i Daniela ilay teny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He answered and said to Arioch the king’s captain, Why is the decree so hasty from the king? Then Arioch made the thing known to Daniel.

In Context

14Dia novalian’ i Daniela tamin’ ny fanahy sy ny fahendrena Arioka lehiben’ ny mpiambina ny mpanjaka, izay nivoaka hamono ny olon-kendrin’ i Babylona;

16Dia niditra Daniela ka nangataka tamin’ ny mpanjaka hanome andro azy, dia holazainy amin’ ny mpanjaka ny hevitry ny nofy.

Read all of Bokin'i Daniela 2

Cross References

Daniel 3:22ary satria mafy ny tenin’ ny mpanjaka, ka natao mahamay indrindra ny lafaoro, dia matin’ ny lelafo ireny lehilahy izay nanipy an’ i Sadraka sy Mesaka sy Abednego.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Daniela 2:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Daniela 2:14Bokin'i Daniela 2Bokin'i Daniela 2:16 →