bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 3 › Bokin'i Daniela 3:20
Bokin'i Daniela 3:20
Ary izay lehilahy matanjaka indrindra tamin’ ny miaramilany no nasainy namatotra an’ i Sadraka sy Mesaka ary Abednego sy nanipy azy tao anatin’ ny lafaoro nisy afo mirehitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he commanded the most mighty men that were in his army to bind Shadrach, Meshach, and Abed-nego, and to cast them into the burning fiery furnace.
In Context
19Dia feno fahatezerana Nebokadnezara, ka niova ny tarehiny tamin’ i Sadraka sy Mesaka ary Abednego, dia nasainy nafanaina ho impito mihoatra noho ny famana azy ny lafaoro.
21Dia nafatotra ireo lehilahy ireo, nefa mbola teny aminy ihany ny lobany sy ny akanjony ary ny kapitiny mbamin’ ny fitafiany hafa koa, ka dia natsipy teo anatin’ ny lafaoro nisy afo mirehitra izy;
Read all of Bokin'i Daniela 3
Cross References
Acts 12:4Ary rehefa nosamboriny izy, dia nataony tao an-tranomaizina ka natolony tamin’ ny miaramila enina ambin’ ny folo hambenany; dia nikasa hamoaka azy ho eo amin’ ny vahoaka izy, rehefa afaka ny Paska.
Acts 16:25Ary nony mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an’ Andriamanitra Paoly sy Silasy; ary nihaino azy ny mpifatotra.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Daniela 3:20