Bokin'i Daniela 7:2
Dia niteny Daniela ka nanao hoe: Nahita tamin’ ny fahitako tamin’ ny alina aho, fa, indreo, ny rivotra efatry ny lanitra nibosesika teny amin’ ny ranomasina lehibe.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3Ary nisy biby efatra lehibe samy hafa niakatra avy tamin’ ny ranomasina.
Cross References
Jeremiah 51:42Ny ranomasina nanafotra an’ i Babylona; Voasaron’ ny habetsahan’ ny onjany izy.
Revelation 17:15Ary hoy izy tamiko: Ny rano ela hitanao, izay ipetrahan’ ilay vehivavy janga, dia olona sy vahoaka betsaka sy firenena maro ary samy hafa fiteny.