The Bible Software
bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 8 › Bokin'i Daniela 8:20

Bokin'i Daniela 8:20

Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan’ i Media sy Persia.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The ram which thou sawest having two horns are the kings of Media and Persia.

In Context

19Dia hoy izy: Indro, hampahafantariko anao izay ho tonga amin’ ny fahatezerana farany; fa ho amin’ ny fotoana any am-parany izany.

21Ary ny osilahy lava volo dia ny mpanjakan’ i Grisia; ary ny tandroka lehibe teo anelanelan’ ny masony dia ny mpanjaka voalohany.

Read all of Bokin'i Daniela 8

Cross References

Daniel 5:28Paresa, zarazaraina ny fanjakanao ka omena ho an’ ny Mediana sy ny Persiana.

Daniel 11:1Fa tamin’ ny taona voalohany nanjakan’ i Dariosa Mediana dia nitsangana hampahery sy hanatanjaka azy aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Daniela 8:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Daniela 8:19Bokin'i Daniela 8Bokin'i Daniela 8:21 →