Bokin'ny Deoteronomia 1:46
Dia nitoetra ela tao Kadesy ianareo, araka ny andro izay nitoeranareo tao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So ye abode in Kadesh many days, according unto the days that ye abode there.
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 1
Cross References
Numbers 14:34Araka ny isan’ ny andro efa-polo izay nisafoanareo ny tany, ka ny andro iray hosoloana taona iray no hitondranareo ny helokareo efa-polo taona; ka dia ho fantatrareo ny fahafoizako anareo.
Numbers 20:22Ary nifindra ny Zanak’ Isiraely, dia ny fiangonana rehetra, ka niala tany Kadesy ary tonga tao an-tendrombohitra Hora.
Judges 11:17Dia naniraka olona ny Isiraely nankany amin’ ny mpanjakan’ i Edoma ka nanao hoe: Aoka mba handeha hamaky ny taninao aho; fa tsy nety nihaino izany ny mpanjakan’ i Edoma. Ary naniraka tany amin’ ny mpanjakan’ i Moaba koa izy; fa tsy nety koa izy; dia nitoetra tany Kadesy ny Isiraely.