bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 10 › Bokin'ny Deoteronomia 10:7
Bokin'ny Deoteronomia 10:7
Ary nony niala tao izy, dia nankany Godgoda; ary nony niala tao Godgoda izy, dia nankany Jotbata, tany be ony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
From thence they journeyed unto Gudgodah; and from Gudgodah to Jotbath, a land of rivers of waters.
In Context
6Ary ny Zanak’ Isiraely nandeha niala tamin’ ny fantsakan’ i Bene-jakana ka nankany Mosera; tao no nahafatesan’ i Arona, ary tao no nandevenana azy; ary Eleazara zanany no tonga mpisorona nandimby azy.
8Tamin’ izany andro izany no nanokana an’ i Jehovah ny firenen’ i Levy hitondra ny fiaran’ ny faneken’ i Jehovah sy hijanona eo anatrehan’ i Jehovah hanao fanompoam-pivavahana aminy sy hitso-drano amin’ ny anarany mandraka androany.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 10
Cross References
Numbers 33:32Ary nony niala tao Bene-jakana izy, dia nitoby tao Hora-hagidgada.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 10:7