bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 11 › Bokin'ny Deoteronomia 11:20
Bokin'ny Deoteronomia 11:20
ary soraty eo amin’ ny tolam-baravaran’ ny tranonao sy eo amin’ ny vavahadinao izy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And thou shalt write them upon the door posts of thine house, and upon thy gates:
In Context
19ary ampianaro ny zanakareo izany, ka resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha an-dalana, na mandry, na mifoha;
21mba ho maro ny andronareo sy ny andron’ ny taranakareo eo amin’ ny tany izay nianianan’ i Jehovah tamin’ ny razanareo homena azy, toy ny faharetan’ ny lanitra ambonin’ ny tany.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 11
Cross References
Deuteronomy 6:6Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 11:20