Bokin'ny Deoteronomia 12:13
Mitandrema mba tsy haterinao eny amin’ izay tany rehetra tianao ny fanatitra doranao;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Take heed to thyself that thou offer not thy burnt offerings in every place that thou seest:
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 12
Cross References
Leviticus 17:3Na iza na iza amin’ ny taranak’ Isiraely no mamono omby, na zanak’ ondry, na osy, na eo an-toby, na any ivelan’ ny toby,
Joshua 22:15Dia tonga tany amin’ ny taranak’ i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen’ i Manase tany amin’ ny tany Gileada ireo ka niteny taminy hoe:
1 Kings 12:28Dia nihevitra ny mpanjaka ka nanao ombilahy kely volamena roa; ary hoy izy tamin’ ny olona: “Aoka izay ny fiakaranareo any Jerosalema! Ry Isiraely ô” indreo ny andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta.
2 Chronicles 15:17Fa ny fitoerana avo tsy mba noravana tamin’ ny Isiraely; nefa nahitsy ny fon’ i Asa tamin’ ny androny rehetra.