Bokin'ny Deoteronomia 14:13
ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the glede, and the kite, and the vulture after his kind,
In Context
12Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay
14ary ny goaika rehetra, samy araka ny karazany avy,
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 14
Cross References
Isaiah 34:15Ny bibilava miantoratoraka hanao ny lavany any ka hanatody sy hifana ary hikotrika ao amin’ ny alokaloka any; Any koa no hiangonan’ ny papango, samy eo amin’ ny namany avy.