bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 14 › Bokin'ny Deoteronomia 14:20
Bokin'ny Deoteronomia 14:20
Ny zava-manana elatra izay madio no ho fihinanareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But of all clean fowls ye may eat.
In Context
19Ary ny zava-mandady rehetra izay manana elatra dia haloto aminareo ka tsy ho fihinanareo.
21Aza homana izay maty ho azy, fa omeo ho an’ ny vahiny izay ao an-tanànanao izany mba hohaniny, na amidio amin’ ny olona hafa firenena; fa firenena masìna ho an’ i Jehovah Andriamanitrao ianao. Aza mahandro zanak’ osy amin’ ny rononon-dreniny.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 14
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 14:20