bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 14 › Bokin'ny Deoteronomia 14:6
Bokin'ny Deoteronomia 14:6
izay biby rehetra mivaky kitro, ka misaraka tsara ny kitrony sady mandinika, no ho fihinanareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And every beast that parteth the hoof, and cleaveth the cleft into two claws, and cheweth the cud among the beasts, that ye shall eat.
In Context
5sy ny diera, ny gazela, ny kapreola, ny osi-dia, ny pygarga, ny antilopa ary ny ropikapra:
7Nefa amin’ izay mandinika na mivaky kitro dia izao ihany kosa no tsy ho fihinanareo: Ny rameva sy ny rà bitro ary ny hyraka, satria mandinika ihany izy, fa tsy mivaky kitro; maloto aminareo izy;
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 14
Cross References
Proverbs 18:1Izay mitokana ho azy dia mitady ny mahafinaritra ny tenany ihany, Misafoaka manohitra izay hevitra mahasoa rehetra izy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 14:6