Bokin'ny Deoteronomia 15:13
Ary raha hovotsoranao ho afaka izy, dia tsy havelanao handeha fotsiny;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when thou sendest him out free from thee, thou shalt not let him go away empty:
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 15
Cross References
Exodus 3:21Ary hataoko mahita fitia eo imason’ ny Egyptiana ity firenena ity, ka raha handeha ianareo, dia tsy mba handeha maina;
Proverbs 3:27Aza mamihina ny soa amin’ izay tokony homena azy, Raha azon’ ny tananao atao ihany;
Malachi 3:5Ary hanatona anareo ho fitsarana Aho ka ho vavolombelona faingana hanameloka ny mpanana ody sy ny mpijangajanga sy ny mpianian-tsy tò sy ny mpampahory ny mpikarama amin’ ny karamany mbamin’ ny mpitondratena sy ny kamboty ary izay mampahory ny vahiny; fa tsy matahotra Ahy izy, hoy Jehovah, Tompon’ ny maro.