bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 15 › Bokin'ny Deoteronomia 15:17
Bokin'ny Deoteronomia 15:17
dia halainao ny haolo ka hotevehinao amin’ ny varavarana ny sofiny, dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Ary toy izany koa no hataonao amin’ ny ankizivavinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then thou shalt take an aul, and thrust it through his ear unto the door, and he shall be thy servant for ever. And also unto thy maidservant thou shalt do likewise.
In Context
16Kanefa raha hoy izy aminao: Tsy hiala aminao aho, satria tsy foiny ianao sy ny ankohonanao, ka finaritra aminao izy,
18Aza ataonao ho sarotra ny hamotsotra azy ho afaka, fa indroa toraka ny karaman’ ny mpikarama no azonao tamin’ ny nanompoany anao enin-taona; dia hitahy anao Jehovah Andriamanitrao amin’ izay rehetra ataonao.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 15
Cross References
Leviticus 25:39Ary raha mihamalahelo ny rahalahinao ka mivaro-tena aminao, aza ampanompoinao toy ny andevo izy;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 15:17