Bokin'ny Deoteronomia 18:17
Dia hoy Jehovah tamiko: Tsara ny teny izay nolazainy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD said unto me, They have well spoken that which they have spoken.
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 18
Cross References
Deuteronomy 5:25Ary Jehovah nandre ny teninareo, raha niteny tamiko ianareo, ka hoy Izy tamiko: Efa reko ny tenin’ ireo olona ireo, izay nolazainy taminao, ka tsara izay rehetra nolazainy.
Isaiah 50:4Jehovah Tompo nanome Ahy ny lelan’ ny efa mahay, mba hahaizako manao teny hampahatanjaka izay reraka; ampandrenesiny isa-maraina isa-maraina, eny, ampandrenesiny ny sofiko hihaino tahaka ny efa mahay
Jeremiah 1:9Dia naninjitra ny tànany Jehovah ka nanendry ny vavako, ary hoy Jehovah tamiko: Indro, efa nataoko ao am-bavanao ny teniko,