bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 19 › Bokin'ny Deoteronomia 19:2
Bokin'ny Deoteronomia 19:2
dia manokàna tanàna telo ho anao eo afovoan’ ny taninao, izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao anao holovana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt separate three cities for thee in the midst of thy land, which the LORD thy God giveth thee to possess it.
In Context
1Rehefa aringan’ i Jehovah Andriamanitrao ny firenen-tsamy hafa, izay tompon’ ny tany omen’ i Jehovah Andriamanitrao anao, ary mandresy azy ianao ka monina ao an-tanànany sy ao an-tranony,
3Amboary ny lalana, ka zarao ho telo toko ny taninao, izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao holovanao, mba handosiran’ ny mahafaty olona rehetra ao.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 19
Cross References
Numbers 35:10Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Rehefa tafita an’ i Jordana ianareo ka tonga any amin’ ny tany Kanana,
Deuteronomy 4:41Ary tamin’ izay Mosesy dia nanokana tanàna telo any an-dafy atsinanan’ i Jordana,
Joshua 20:2Lazao amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Fidio ny tanàna fandosirana izay nasaiko nolazain’ i Mosesy taminareo,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 19:2