bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 19 › Bokin'ny Deoteronomia 19:7
Bokin'ny Deoteronomia 19:7
Koa izany no andidiako anao hoe: Manokàna tanàna telo ho anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wherefore I command thee, saying, Thou shalt separate three cities for thee.
In Context
6fandrao hanenjika ny nahafaty olona ny mpamaly rà, raha mbola mirehitra ny fony, ka hahatratra azy, noho ny halavitry ny alehany, dia hahafaty azy izy; nefa tsy tokony ho faty izy, satria tsy nankahala ny namany teo aloha.
8Ary raha hitarin’ i Jehovah Andriamanitrao ny fari-taninao, araka izay nianianany tamin’ ny razanao, ka homeny anao ny tany rehetra izay nolazainy homena ny razanao
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 19
Cross References
Deuteronomy 3:18Ary nandidy anareo tamin’ izany andro izany aho ka nanao hoe: Jehovah Andriamanitrareo efa nanome anareo ity tany ity ho lovanareo; andeha mita eo alohan’ ny Zanak’ Isiraely rahalahinareo ianareo rehetra izay mahery, samy efa voaomana hiady.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 19:7