Bokin'ny Deoteronomia 2:26
Dia naniraka olona avy tany an-efitr’ i Kedemota aho hankany amin’ i Sihona, mpanjakan’ i Hesbona, nitondra teny fihavanana hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 2
Cross References
Numbers 21:21Ary ny Isiraely naniraka olona ho any amin’ i Sihona, mpanjakan’ ny Amorita, hanao hoe:
Joshua 13:18sy Jahaza sy Kedemota sy Mefata
Esther 9:30Ary nampitondra taratasy ho any amin’ ny Jiosy rehetra izy dia ho any amin’ ny toko fito amby roa-polo amby zato amin’ ny fanjakan’ i Ahasoerosy, manao teny fiadanana sy fahamarinana,
Luke 10:5Ary izay trano idiranareo, dia lazao aloha hoe: Fiadanana ho amin’ ity trano ity.