The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 20 › Bokin'ny Deoteronomia 20:9

Bokin'ny Deoteronomia 20:9

Ary rehefa vitan’ ny mpifehy vahoaka ny teny ataony amin’ ny olona, dia hasiany mpifehy ny miaramila hitarika azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And it shall be, when the officers have made an end of speaking unto the people, that they shall make captains of the armies to lead the people.

In Context

8Ary mbola hiteny amin’ ny olona ihany ny mpifehy azy ka hanao hoe: Iza no olona izay matahotra ka osa fo? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao ho ketraka tahaka ny fony koa ny fon’ ny rahalahiny.

10Raha mby akaikin’ izay tanàna hiadiana ianao, dia milazà fihavanana aminy.

Read all of Bokin'ny Deoteronomia 20

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Deoteronomia 20:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Deoteronomia 20:8Bokin'ny Deoteronomia 20Bokin'ny Deoteronomia 20:10 →