bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 21 › Bokin'ny Deoteronomia 21:20
Bokin'ny Deoteronomia 21:20
dia hiteny amin’ ny loholona amin’ ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy fileony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they shall say unto the elders of his city, This our son is stubborn and rebellious, he will not obey our voice; he is a glutton, and a drunkard.
In Context
19dia hosamborin’ ny rainy sy ny reniny izy ka ho entiny amin’ ny loholona amin’ ny tanànany, eo amin’ ny vavahadin’ ny tanàna onenany,
21Dia hitora-bato azy ho faty ny mponina rehetra ao an-tanànany; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy; ary ny Isiraely rehetra dia handre izany ka hatahotra.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 21
Cross References
Proverbs 20:1Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon’ izany dia tsy hendry.
Proverbs 23:20Aza misakaiza amin’ izay mpiboboka divay Sy izay fatra-pitia hena;
Proverbs 29:17Faizo ny zanakao, dia ho famelombelomana ny fonao izy Sy ho fifalian’ ny fanahinao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 21:20