Bokin'ny Deoteronomia 22:10
Aza mampikambana omby sy boriky hiasa tany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt not plow with an ox and an ass together.
In Context
11Aza mitafy lamba volon’ ondry sy rongony mifamahofaho.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 22
Cross References
Leviticus 19:19Tandremo ny didiko: Aza avela hilomy amin’ ny hafa karazana noho izy ny biby fiompinao; aza fafazanao voan-javatra roa karazana mifangaroharo ny taninao; ary aza mitafy lamba natao amin’ ny zavatra roa samy hafa karazana mifamahofaho.