Bokin'ny Deoteronomia 22:11
Aza mitafy lamba volon’ ondry sy rongony mifamahofaho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt not wear a garment of divers sorts, as of woollen and linen together.
In Context
10Aza mampikambana omby sy boriky hiasa tany.
12Asio somotraviaviny ny zorony efatra amin’ ny lambanao izay itafianao.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 22
Cross References
Leviticus 19:19Tandremo ny didiko: Aza avela hilomy amin’ ny hafa karazana noho izy ny biby fiompinao; aza fafazanao voan-javatra roa karazana mifangaroharo ny taninao; ary aza mitafy lamba natao amin’ ny zavatra roa samy hafa karazana mifamahofaho.