Bokin'ny Deoteronomia 22:13
Raha misy lehilahy mampaka-bady ary mandry aminy, ka tsy tiany indray ravehivavy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If any man take a wife, and go in unto her, and hate her,
In Context
12Asio somotraviaviny ny zorony efatra amin’ ny lambanao izay itafianao.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 22
Cross References
Genesis 29:23Kanjo nony hariva dia naka an’ i Lea zananivavy izy ka nitondra azy ho any amin’ i Jakoba; dia nanambady azy Jakoba.
Deuteronomy 24:1Raha misy lehilahy maka vady ka mampakatra azy, ary tsy tiany intsony ravehivavy noho ny ahitany fahalotoana eo aminy, dia aoka hanoratra taratasy fisaoram-bady ho an-dravehivavy Izy ary hanolotra izany eo an-tànany ka hampiala azy ao an-tranony.
Ephesians 5:28Dia tahaka izany koa, ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany.