bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 22 › Bokin'ny Deoteronomia 22:20
Bokin'ny Deoteronomia 22:20
Fa raha marina kosa izany lazainy izany, ka tsy hita ny famantarana an-drazazavavy ho virijina,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if this thing be true, and the tokens of virginity be not found for the damsel:
In Context
19Dia hosaziny sekely volafotsy zato koa izy, ka homeny ny rain-drazazavavy izany, satria nahafa-baraka ny virijina anankiray tamin’ ny Isiraely ralehilahy; nefa dia ho vadiny ihany razazavavy ka tsy azony hisaorana amin’ ny andro rehetra hiainany.
21dia ho entiny mivoaka ho eo anoloan’ ny varavaran’ ny tranon-drainy razazavavy ka hotorahan’ ny mponina amin’ ny tanànany vato ho faty, satria nanao izay fady indrindra teo amin’ ny Isiraely izy ka nijangajanga tao an-tranon-drainy; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 22
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 22:20