bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 22 › Bokin'ny Deoteronomia 22:27
Bokin'ny Deoteronomia 22:27
Fa tany an-tsaha no nahitany azy; ary niantso ihany razazavavy voafofo ho vadin’ olona, nefa tsy nisy hamonjy azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he found her in the field, and the betrothed damsel cried, and there was none to save her.
In Context
26Fa ravehivavy dia tsy hasianao na inona na inona; fa tsy misy ota tokony hahafaty azy; fa tahaka ny olona mitsangana hamely ny namany ka mahafaty azy no hevitr’ izany zavatra izany.
28Raha misy lehilahy mahita zazavavy virijina, izay tsy voafofo ho vadin’ olona, ka misavika azy sady mandry aminy, koa hita izy roroa,
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 22
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 22:27