bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 22 › Bokin'ny Deoteronomia 22:28
Bokin'ny Deoteronomia 22:28
Raha misy lehilahy mahita zazavavy virijina, izay tsy voafofo ho vadin’ olona, ka misavika azy sady mandry aminy, koa hita izy roroa,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If a man find a damsel that is a virgin, which is not betrothed, and lay hold on her, and lie with her, and they be found;
In Context
27Fa tany an-tsaha no nahitany azy; ary niantso ihany razazavavy voafofo ho vadin’ olona, nefa tsy nisy hamonjy azy.
29dia hanome sekely volafotsy dimam-polo ho an’ ny rain-drazazavavy ralehilahy izay nandry taminy; ary hovadiny izy, satria efa nosavihiny sady nandriany; ary tsy azony hisaorana izy amin’ ny andro rehetra hiainany.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 22
Cross References
Exodus 22:16Fa raha mandà tokoa ny rainy ka tsy manome azy ho vadiny, dia handoa vola ralehilahy araka ny harena fanome zazavavy hampakarina.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 22:28