bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 22 › Bokin'ny Deoteronomia 22:7
Bokin'ny Deoteronomia 22:7
Alefaso mihitsy ny reniny, fa ny zanany ihany no alao ho anao, mba hahita soa ianao ka ho maro andro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But thou shalt in any wise let the dam go, and take the young to thee; that it may be well with thee, and that thou mayest prolong thy days.
In Context
6Raha sendra mahita akanim-borona eo anoloanao eny an-dalana ianao, na amin’ ny efa foy, na mbola atodiny, ary ny reniny manomba ny efa foy, na mikotrika ny atodiny, dia aza maka ny reniny mbamin’ ny zanany.
8Raha manao trano vaovao ianao, dia asio aro-fanina ny tampony, fandrao hisy olona hianjera eny, ka hahatonga heloka ny amin’ ny rà ho ao an-tranonao ianao.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 22
Cross References
Leviticus 22:28Ary ny ombivavy, na ny ondrivavy, na ny osivavy, dia tsy hovonoinareo indray andro izy sy ny zanany.
Proverbs 22:4Ny valin’ ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’ i Jehovah Dia harena sy voninahitra ary fiainana.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 22:7