The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 23 › Bokin'ny Deoteronomia 23:1

Bokin'ny Deoteronomia 23:1

Tsy mahazo maka ny vadin-drainy ny olona, na maniry amin’ izay nandrian-drainy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He that is wounded in the stones, or hath his privy member cut off, shall not enter into the congregation of the LORD.

In Context

2Tsy mahazo miditra amin’ ny fiangonan’ i Jehovah izay torotoro vihina, na izay voatapaka ny filahiany.

Read all of Bokin'ny Deoteronomia 23

Cross References

Leviticus 18:8Aza mandry amin’ ny renikelinao; fa nandrian’ ny rainao izy.

Leviticus 22:22Fa ny jamba na ny misy tapaka, na ny kilemaina, na ny ferena, na ny boka, na ny kongonina, dia izany no tsy haterinareo ho an’ i Jehovah, na hataonareo fanatitra amin’ ny afo eo ambonin’ ny alitara ho an’ i Jehovah.

Deuteronomy 23:2Tsy mahazo miditra amin’ ny fiangonan’ i Jehovah izay torotoro vihina, na izay voatapaka ny filahiany.

Deuteronomy 27:20Hozonina izay mandry amin’ ny vadin-drainy, fa mandry amin’ izay nandrian-drainy izy. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.

Isaiah 56:3Ary aoka ny hafa firenena izay efa manaiky ho an’ i Jehovah tsy hanao hoe: Hesorin’ i Jehovah tsy ho isan’ ny olony tokoa aho; Ary aoka ny ionoka tsy hanao hoe: Indro, hazo maina aho.

Galatians 3:28Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin’ i Kristy Jesosy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Deoteronomia 23:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Deoteronomia 23Bokin'ny Deoteronomia 23:2 →