Bokin'ny Deoteronomia 23:10
Raha mivoaka hiady amin’ ny fahavalonao ny tafikao, dia mifadia ny ratsy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9Ny zafiafin’ ireo dia hahazo miditra amin’ ny fiangonan’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 23
Cross References
Leviticus 15:16Ary raha miala amin’ ny lehilahy ny azy, dia hanasa ny tenany rehetra amin’ ny rano izy ary haloto mandra-paharivan’ ny andro;
Joshua 6:18Kanefa mitandrema kosa ianareo ny amin’ ny zavatra voaozona, fandrao manolotra zavatra ho voaozona ianareo, nefa maka amin’ ny zavatra voaozona kosa, ka mahatonga ny tobin’ ny Isiraely ho voaozona ary mampidi-doza aminy.