Bokin'ny Deoteronomia 23:12
Fa rehefa hariva, dia aoka handro amin’ ny rano izy; ary nony tokony ho maty masoandro, dia mahazo miverina eo amin’ ny toby indray izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt have a place also without the camp, whither thou shalt go forth abroad:
In Context
13Ary aoka hisy tany voafaritrao any ivelan’ ny toby ho fivoahanao;
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 23
Cross References
Leviticus 15:16Ary raha miala amin’ ny lehilahy ny azy, dia hanasa ny tenany rehetra amin’ ny rano izy ary haloto mandra-paharivan’ ny andro;