Bokin'ny Deoteronomia 23:2
Tsy mahazo miditra amin’ ny fiangonan’ i Jehovah izay torotoro vihina, na izay voatapaka ny filahiany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Tsy mahazo maka ny vadin-drainy ny olona, na maniry amin’ izay nandrian-drainy.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 23
Cross References
Isaiah 56:3Ary aoka ny hafa firenena izay efa manaiky ho an’ i Jehovah tsy hanao hoe: Hesorin’ i Jehovah tsy ho isan’ ny olony tokoa aho; Ary aoka ny ionoka tsy hanao hoe: Indro, hazo maina aho.
Zechariah 9:6Zazasary no ho mpanjaka ao Asdoda, Ary hofoanako ny reharehan’ ny Filistina.
Hebrews 12:8Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka.