The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 23 › Bokin'ny Deoteronomia 23:8

Bokin'ny Deoteronomia 23:8

Aza atao ho fahavetavetana ny Edomita, fa rahalahinao izy, na ny Egyptiana, fa efa mba vahiny tany amin’ ny taniny ianao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The children that are begotten of them shall enter into the congregation of the LORD in their third generation.

In Context

7Aza mitady izay hiadanany na izay hahasoa azy amin’ ny andronao rehetra mandrakizay.

9Ny zafiafin’ ireo dia hahazo miditra amin’ ny fiangonan’ i Jehovah.

Read all of Bokin'ny Deoteronomia 23

Cross References

Genesis 25:25Dia teraka ny voalohany ka mena, ary tahaka ny kapôty volom-biby ny tenany rehetra; dia nataony hoe Esao ny anarany.

Exodus 20:5Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin’ ny zanaka hatramin’ ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin’ izay mankahala Ahy;

Leviticus 19:34Ny vahiny eo aminareo dia hataonareo tahaka ny tompon-tany aminareo ihany ka ho tianao tahaka ny tenanano; fa efa mba vahiny tany amin’ ny tany Egypta ianareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

Deuteronomy 23:1Tsy mahazo maka ny vadin-drainy ny olona, na maniry amin’ izay nandrian-drainy.

1 Kings 3:1Ary Solomona tonga vinanton’ i Farao, mpanjakan’ i Egypta, fa nanambady ny zanakavavin’ i Farao izy ka nitondra azy ho any an-Tanànan’ i Davida, mandra-pahavitany ny tranony sy ny tranon’ i Jehovah ary ny màndan’ i Jerosalema manodidina.

Obadiah 1:10Noho ny fampahoriana an’ i Jakoba rahalahinao dia ho voasaron-kenatra ianao Ka ho fongotra mandrakizay.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Deoteronomia 23:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Deoteronomia 23:7Bokin'ny Deoteronomia 23Bokin'ny Deoteronomia 23:9 →