bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 24 › Bokin'ny Deoteronomia 24:21
Bokin'ny Deoteronomia 24:21
Raha mioty ny voalobokao ianao, dia aza miverina hitsimpona izay sisa; fa aoka ho an’ ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When thou gatherest the grapes of thy vineyard, thou shalt not glean it afterward: it shall be for the stranger, for the fatherless, and for the widow.
In Context
20Raha manintsana ny hazo olivanao ianao, dia aza miverina hitsimpona izay sisa; fa aoka ho an’ ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
22Ary tsarovy fa andevo tany amin’ ny tany Egypta ianao; koa izany no andidiako anao hanao izany zavatra izany.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 24
Cross References
Leviticus 19:10Ary aza otazana avokoa ny eo amin’ ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin’ ny sahanao; fa avelao ho an’ ny malahelo sy ny vahiny izany: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 24:21