bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 27 › Bokin'ny Deoteronomia 27:11
Bokin'ny Deoteronomia 27:11
Dia nandidy ny vahoaka tamin’ izany andro izany Mosesy ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Moses charged the people the same day, saying,
In Context
10Koa henoy ny feon’ i Jehovah Andriamanitrao, ary araho ny didiny sy ny lalàny, izay andidiako anao anio.
12Ireto no hijanona eo an-tendrombohitra Gerizima hitso-drano ny vahoaka, rehefa tafita an’ i Jordana ianareo: dia ny Simeona sy ny Levy sy ny Joda sy ny Isakara sy ny Josefa ary ny Benjamina.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 27
Cross References
Deuteronomy 1:16Dia nandidy ny mpitsara anareo tamin’ izany andro izany aho ka nanao hoe: Henoy ny adin’ ny rahalahinareo, ka tsarao marina ny olona, na ny tompon-tany, na ny vahiny eo aminy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 27:11