Bokin'ny Deoteronomia 27:16
Hozonina izay manao tsinontsinona ny rainy na ny reniny. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Cursed be he that setteth light by his father or his mother. And all the people shall say, Amen.
In Context
17Hozonina izay mamindra ny faritanin’ ny namany. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 27
Cross References
Exodus 21:17Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.
Leviticus 20:9Fa na iza na iza no manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa: efa nanozona ny rainy na ny reniny izy; ny ràny dia ho aminy ihany.
Proverbs 30:11Misy taranaka izay manozona ny rainy Sady tsy misaotra ny reniny.
Ezekiel 22:7Ao aminao no anozonana ray aman-dreny; ary ao aminao no anaovana izay sarotra amin’ ny vahiny; ary ao aminao no ampahoriana ny kamboty sy ny mpitondratena.