Bokin'ny Deoteronomia 27:20
Hozonina izay mandry amin’ ny vadin-drainy, fa mandry amin’ izay nandrian-drainy izy. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
21Hozonina izay mandry amin’ ny biby. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 27
Cross References
Genesis 35:22Ary raha nonina teo amin’ izany tany izany Isiraely, dia avy Robena ka nandry tamin’ i Bila, vaditsindranon-drainy; ary nahare izany Isiraely.
Leviticus 18:8Aza mandry amin’ ny renikelinao; fa nandrian’ ny rainao izy.
2 Samuel 16:22Ary dia nanorin-day ho an’ i Absaloma teo an-tampon-trano ny olona; ary Absaloma niditra tao amin’ ny vaditsindranon-drainy teo imason’ ny Isiraely rehetra.
Ezekiel 22:10Ao aminao misy mandry amin-drainy; ao aminao misy misavika izay mararin’ ny fadim-bolana.
1 Corinthians 5:1Efa re marina fa misy fijangajangana atỳ aminareo, eny, dia fijangajangana izay tsy misy tahaka azy na dia amin’ ny jentilisa asa, fa misy anankiray manambady ny vadin-drainy.