bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 27 › Bokin'ny Deoteronomia 27:6
Bokin'ny Deoteronomia 27:6
Vato tsy voapaika no hataonao alitaran’ i Jehovah Andriamanitrao; ka manatera fanatitra dorana eo amboniny ho an’ i Jehovah Andriamanitrao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt build the altar of the LORD thy God of whole stones: and thou shalt offer burnt offerings thereon unto the LORD thy God:
In Context
5Ary manorena alitara ao ho an’ i Jehovah Andriamanitrao; vato no hataonao alitara, nefa aza pehim-by izy.
7Ary manatera koa fanati-pihavanana, ka mihinàna eo sy mifalia eo anatrehan’ i Jehovah Andriamanitrao.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 27
Cross References
Ephesians 5:2ary mandehana amin’ ny fitiavana, toy ny nitiavan’ i Kristy anareo, dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana amin’ Andriamanitra, ho hanitra ankasitrahana, hamonjy antsika.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 27:6