The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 28 › Bokin'ny Deoteronomia 28:18

Bokin'ny Deoteronomia 28:18

Hozonina ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman’ osinao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Cursed shall be the fruit of thy body, and the fruit of thy land, the increase of thy kine, and the flocks of thy sheep.

In Context

17Hozonina ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao.

19Hozonina ianao, raha miditra; ary hozonina ianao, raha mivoaka.

Read all of Bokin'ny Deoteronomia 28

Cross References

Leviticus 26:19Ary horavako ny reharehan’ ny herinareo, ka hataoko toy ny vy ny lanitrareo, ary toy ny varahina ny taninareo; ary ny herinareo ho lany foana;

Deuteronomy 5:9Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin’ ny zanaka hatramin’ ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin’ izay mankahala Ahy,

Deuteronomy 28:16Hozonina ianao ao an-tanàna, ary hozonina ianao any an-tsaha.

Psalms 109:9Aoka ho kamboty ny zanany; Ary aoka ho mpitondratena ny vadiny

Lamentations 2:20Jehovah ô, jereo ka izahao ny amin’ ny olona izay nanaovanao izany. Ny vehivavy va hihinana ny ateraky na kibony, dia ny zanany madinika trotroiny? Hovonoina ao amin’ ny fitoera-masin’ i Jehovah va ny mpisorona sy ny mpaminany?

Hosea 9:12Na dia misy mitaiza zanaka aza izy, dia hofoanako ihany ireny, ka tsy hisy miangana; Eny, hahita loza koa izy amin’ ny handaozako azy!

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Deoteronomia 28:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Deoteronomia 28:17Bokin'ny Deoteronomia 28Bokin'ny Deoteronomia 28:19 →