bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 28 › Bokin'ny Deoteronomia 28:19
Bokin'ny Deoteronomia 28:19
Hozonina ianao, raha miditra; ary hozonina ianao, raha mivoaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Cursed shalt thou be when thou comest in, and cursed shalt thou be when thou goest out.
In Context
18Hozonina ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman’ osinao.
20Hampandehanin’ i Jehovah aminao ny ozona, dia horohoro sy fampitahorana amin’ izay rehetra ataon’ ny tananao, mandra-paharinganao sy mandra-pahalaninao faingana noho ny faharatsian’ ny nataonao tamin’ ny nahafoizanao Ahy.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 28
Cross References
Judges 5:6Tamin’ ny andron’ i Samgara, zanak’ i Anata, sy tamin’ ny andron’ i Jaela dia tsy nodiavina ny lalambe, fa ny sakeli-dalana mivilivily no nalehan’ ny mpandeha.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 28:19