Bokin'ny Deoteronomia 28:34
Dia ho very saina ianao noho ny zavatra izay ho hitan’ ny masonao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So that thou shalt be mad for the sight of thine eyes which thou shalt see.
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 28
Cross References
Deuteronomy 28:68Ary ianao ho entin’ i Jehovah an-tsambo hiverina any Egypta amin’ izay lalana efa nolazaiko taminao hoe: Tsy hahita izany intsony ianao; dia hivaro-tena ho andevolahy sy ho andevovavy any amin’ ny fahavalonareo ianareo, nefa tsy hisy mpividy.
Isaiah 33:14Raiki-tahotra ny mpanota ao Ziona; Horohoro no nahazo ny mpihatsaravela-tsihy. Iza amintsika no hahatoetra amin’ ny afo mandevona? Iza amintsika moa no hahatoetra amin’ ny lelafo mandrakizay?
Revelation 16:10Ary ny fahadimy nampidina ny tao an-doviany tamin’ ny seza fiandrianan’ ilay bibi-dia; dia tonga maizina ny fanjakany, ary ny olona nitsakotsako ny lelany noho ny fanaintainana,