Bokin'ny Deoteronomia 28:6
Hotahina ianao, raha miditra; ary hotahina ianao, raha mivoaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed shalt thou be when thou comest in, and blessed shalt thou be when thou goest out.
In Context
5Hotahina ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 28
Cross References
Numbers 22:12Ary hoy Andriamanitra tamin’ i Balama: Aza mandeha miaraka aminy, na manozona izany firenena izany, fa voatahy izy.
Deuteronomy 31:2ka nanao taminy hoe: Efa roa-polo amby zato taona androany aho ka tsy afa-mivoaka sy miditra intsony, ary Jehovah efa nilaza tamiko hoe: Tsy hita io Jordana io ianao.
2 Chronicles 1:10Koa omeo fahendrena sy fahalalana aho hitarihako ireto vahoaka ireto mivoaka sy miditra; fa iza no hahay mitsara izao olonao betsaka izao?