bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 28 › Bokin'ny Deoteronomia 28:69
Bokin'ny Deoteronomia 28:69
IZAO no tenin’ ny fanekena izay nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy hatao amin’ ny Zanak’ Isiraely tany amin’ ny tany Moaba, afa-tsy ilay fanekena nataony taminy tao Horeba.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
68Ary ianao ho entin’ i Jehovah an-tsambo hiverina any Egypta amin’ izay lalana efa nolazaiko taminao hoe: Tsy hahita izany intsony ianao; dia hivaro-tena ho andevolahy sy ho andevovavy any amin’ ny fahavalonareo ianareo, nefa tsy hisy mpividy.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 28
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 28:69