Bokin'ny Deoteronomia 29:2
dia ny fizahan-toetra lehibe, izay efa hitan’ ny masonao, dia ireny famantarana sy fahagagana lehibe ireny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3Nefa tsy nomen’ i Jehovah fo hahalala sy maso hahita ary sofina handre ianareo mandraka androany.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 29
Cross References
Exodus 19:4Hianareo efa nahita izay nataoko tamin’ ny Egyptiana sy izay nitondrako anareo tamin’ ny elatry ny voromahery ary ny nampankanesako anareo ho atỳ amiko.
Deuteronomy 11:7fa ny masonareo efa nahita ny asa lehibe rehetra izay nataon’ i Jehovah.
Joshua 24:17Fa Jehovah Andriamanitsika, Izy no nitondra antsika sy ny razantsika nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta, tany amin’ ny trano nahandevozana, ary Izy no nanao ireny famantarana lehibe ireny teo imasontsika ka niaro antsika teny amin’ ny lalana rehetra nalehantsika sy teny amin’ ny firenena rehetra izay notetezintsika.
Psalms 78:43Izay nanaovany famantarana tany Egypta, sy fahagagana tany an-tany lemak’ i Zoana:
Isaiah 42:20Mahita zavatra maro ianao, nefa tsy mitandrina; Manongilana ny sofiny izy, nefa tsy mihaino.