bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 3 › Bokin'ny Deoteronomia 3:19
Bokin'ny Deoteronomia 3:19
Fa ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny ombinareo (fantatro fa be omby ianareo) dia hitoetra ao an-tanànanareo izay nomeko anareo,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But your wives, and your little ones, and your cattle, ( for I know that ye have much cattle,) shall abide in your cities which I have given you;
In Context
18Ary nandidy anareo tamin’ izany andro izany aho ka nanao hoe: Jehovah Andriamanitrareo efa nanome anareo ity tany ity ho lovanareo; andeha mita eo alohan’ ny Zanak’ Isiraely rahalahinareo ianareo rehetra izay mahery, samy efa voaomana hiady.
20mandra-panomen’ i Jehovah fitsaharana ny rahalahinareo tahaka ny anareo, ka holovany koa ny tany izay nomen’ i Jehovah Andriamanitrareo azy any an-dafin’ i Jordana; dia hiverina ianareo, samy ho any amin’ ny taniny avy, izay nomeko anareo.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 3
Cross References
Numbers 32:26ny zanakay madinika sy ny vadinay sy ny ondry aman’ osinay ary ny biby fiompinay rehetra dia hitoetra ato amin’ ny tanànan’ i Gileada;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 3:19