bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 3 › Bokin'ny Deoteronomia 3:25
Bokin'ny Deoteronomia 3:25
Aoka mba handeha hita aho ka hahita ny tany soa izay any an-dafin’ i Jordana, dia ilay be tendrombohitra tsara sy Libanona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I pray thee, let me go over, and see the good land that is beyond Jordan, that goodly mountain, and Lebanon.
In Context
24Jehovah Tompo ô, Hianao vao naneho tamin’ ny mpanomponao ny fahalehibiazanao sy ny tananao mahery; fa aiza no misy andriamanitra, na any an-danitra na atỳ an-tany, izay mahay manao araka ny asanao sy ny herinao?
26Fa tezitra tamiko Jehovah noho ny aminareo ka tsy nihaino ahy; dia hoy Jehovah tamiko: Aoka izay, fa aza miteny amiko intsony ny amin’ izany zavatra izany ianao.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 3
Cross References
Numbers 32:5dia hoy koa izy: Raha mahita fitia eo imasonao izahay; aoka homena anay mpanomponao ho zara-taninay io tany io; fa aza ampitaina an’ i Jordana izahay.
Deuteronomy 11:11Fa ny tany izay efa halehanareo holovana dia tany be tendrombohitra sy lohasaha sady mifoka rano avy amin’ ny ranonoran-danitra,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 3:25