Bokin'ny Deoteronomia 3:29
Ka dia nitoetra tany an-dohasaha tandrifin’ i Beti-peora isika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So we abode in the valley over against Beth-peor.
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 3
Cross References
Numbers 33:48Ary nony niala tamin’ ny tendrombohitra Abarima izy, dia nitoby tao Arbota-moaba, teo amoron’ i Jordana tandrifin’ i Jeriko.
Deuteronomy 4:46tany an-dafin’ i Jordana, tao an-dohasaha tandrifin’ i Beti-peora, tao amin’ ny tanin’ i Sihona, ilay mpanjakan’ ny Amorita nonina tao Hesbona, dia ilay noresen’ i Mosesy sy ny Zanak’ Isiraely, rehefa nivoaka avy tany Egypta izy,