bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 3 › Bokin'ny Deoteronomia 3:7
Bokin'ny Deoteronomia 3:7
Fa ny biby fiompy rehetra sy ny fananana tamin’ ireo tanàna ireo dia nataontsika babo ho antsika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But all the cattle, and the spoil of the cities, we took for a prey to ourselves.
In Context
6Dia naringantsika ireny tahaka izay efa nataontsika tamin’ i Sihona, mpanjakan’ i Hesbona; naringana ny mponina rehetra tamin’ ny isan-tanàna mbamin’ ny zaza amim-behivavy.
8Ary nalaintsika tamin’ izany andro izany tamin’ ny mpanjaka roan’ ny Amorita ny tany izay any an-dafin’ i Jordana, hatramin’ ny lohasahan-driaka Arnona ka hatramin’ ny tendrombohitra Hermona
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 3
Cross References
Joshua 8:27Nefa ny biby fiompy mbamin’ ny fananana rehetra tao amin’ izany tanàna izany dia nalain’ ny Isiraely ho babony ihany, araka ny tenin’ i Jehovah izay nandidiany an’ i Josoa.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 3:7