Bokin'ny Deoteronomia 30:16
tamin’ ny nandidiako anao androany ho tia an’ i Jehovah Andriamanitrao ka handeha amin’ ny lalany ary hitandrina ny didiny sy ny lalàny ary ny fitsipiny, mba ho velona ianao ka hihamaro, ary mba hitahian’ i Jehovah Andriamanitrao anao any amin’ ny tany izay efa hidiranao holovana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Indro efa nataoko teo anoloanao androany ny fiainana sy ny soa ary ny fahafatesana sy ny loza,
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 30
Cross References
Deuteronomy 30:6Dia hoforan’ i Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ ny taranakao hitiavanao an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra, mba ho velona ianao.
Joshua 23:11Dia tandremo tsara ny fanahinareo mba ho tia an’ i Jehovah Andriamanitrareo.
John 14:21Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian’ ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.
1 John 5:2Izao no ahafantarantsika fa tia ireo zanak’ Andriamanitra isika, dia ny itiavantsika an’ Andriamanitra sy ny ankatoavantsika ny didiny.