Bokin'ny Deoteronomia 32:12
Jehovah irery no nitondra azy, Ary tsy nisy andriamani-kafa teo aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So the LORD alone did lead him, and there was no strange god with him.
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 32
Cross References
Deuteronomy 32:39Fantaro ankehitriny fa Izaho dia Izaho no Izy, Ka tsy misy andriamanitra eto amiko. Izaho no mahafaty sy mahavelona, Ary Izaho no maharatra sy mahasitrana, Ka tsy misy mahafaka amin’ ny tanako.
Nehemiah 9:12Andri-rahona no nitondranao azy raha antoandro, ary andri-afo nony alina, mba hampahazava azy hahitany izay lalana tokony halehany.
Psalms 27:11Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ary tariho amin’ ny lalana marina aho noho ny fahavaloko.
Psalms 78:52Fa namindra toerana ny olony toy ny ondry Izy, ary nitondra azy tany an-efitra toy ny ondry andiany.
Psalms 136:16Izay nitondra ny olony nitety ny efitra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Isaiah 43:12Izaho efa nilaza sy namonjy ary nanambara, ary tsy nisy hafa tao aminareo; Dia ianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, ary Izaho no Andriamanitra.